Mahazo fahazoan-dàlana hianatra na hiasa any Canada rehefa mangataka sata mpitsoa-ponenana

Mahazo fahazoan-dàlana hianatra na hiasa any Canada rehefa mangataka ny satan'ny mpitsoa-ponenana. Amin'ny maha mpitady fialokalofana anao any Canada, mety mitady fomba hamelomana ny tenanao sy ny fianakavianao ianao eo am-piandrasana ny fanapahan-kevitra momba ny fitakiana mpitsoa-ponenanao. Safidy iray mety ho azonao dia Hamaky bebe kokoa…